Atelier Django Girls eto Antananarivo

13 juillet 2016 0

Mihamaro hatrany ny kalakely no mihaliana amin’ny resaka « technologie ». Ny Atelier Django Girls dia atrikasa ahafahana mianatra hampiasa ilay framework « Django »; fitaovana hamoronana application web. […]

Share Button